Finoana

Kolejy Teolojika Ivato Mihazakazaka ny asa fanorenana


  • Alarobia 23 Novambra 2016

Efa miroso tanteraka ny asa eny amin’ny kolejy teolojika Ivato amin’ny fanitarana ny fotodrafitrasa ho vavolombelon’ny faha-50 taona nijoroan’ny Fjkm.

Nijery ny fizotry ny asa teny an-toerana omaly maraina Atoa Marc Ravalomanana izay filohan’ny komitin’ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Fjkm. Mandeha tsara araka ny tokony izy ny asa, hoy izy ary tsy misy atahorana ny tohiny satria efa vonona ilay 7 tapitrisa dolara tetibola hanamboarana ity ivontoeram-piofanan’ny Fjkm ity. Vinan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara moa ny hamoaka mpitandrina 100 isan-taona eny Ivato. Haharitra 22 volana ny asa fanamboarana.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT