- Alatsinainy 09 Janoary 2017
Finoana.Fampiasana telefônina any am-piangonana “Aoka izay !”, hoy ny filohan’ny Fjkm
Nanao antso avo ho an’ny mpino Fjkm rehetra manerana ny nosy ny filoha am-perinasan’ny Fjkm, ny mpitandrina Irako Ammi Andriamahazosoa ny sabotsy lasa teo teny Ilafy.
Hamaky ny tohiny
