Finoana

FJKM Ambodihady vaovao Nifarana ny fankalazana ny Noely


  • Alatsinainy 02 Janoary 2017

Tapitra ny zoma teo, tamin’ny fiseharan’ireo kilonga madinika tao am-piangonana , ny fankalazana ny Noely tao amin’ny fiangonana FJKM Ambodihady Vaovao

Ambohimanarina ka ny Rantsana SAMIA eo anivon'ny Sampana Sekoly Alahady eny an-toeran no namarana izany tamin’ny hetsika izay nokarakarainy. Tena niredona tokoa ny fiderana ny Tompo Mpamonjy nataon’ireo kilonga an-jatony tamin’izany. Amin’ny Noely 2017 indray manao misimisy kokoa , hoy ny feo re teny Ambodihady.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT