• Talata 17 Janoary 2017
Finoana.STOP AUX DIFFAMATIONS PUBLIQUES Le Président de la FLM n'a aucunement l'intention d'aller en France

Compte tenu des articles précédents ayant parus quotidiennement durant des mois dans les journaux nationaux concernant des soit disants faits sur la personne du Président de l'Église Luthérienne Malagasy, le Pasteur Dr RAKOTONIRINA David

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2017
Finoana.FJKM Hanangana Fiangonana 500

Tontosa soa aman-tsara ny fotoam-pivavahana nentina hitrotroana am-bavaka ny taom-piasana 2017, notanterahin’ny Fiangonan’i Jesosy Kristy eto Madagasikara na ny FJKM teny amin’ny Coliseum Antsonjombe omaly. Vao tamin’ny 9 ora mahery kely dia efa tomefy olona teny an-toerana ary nitohana izay tsy izy ny fifamoivoizana noho ny fahamaroan’ny olona niatrika izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2017
Finoana.FJKM Tranovato Ambatonakanga Feno 150 taona

Anisan’ny fiangonana iray tranainy indrindra ary mbola mijoro mandraka ankehitriny ny fiangonana FJKM Tranovato Ambatonakanga.Tamin’ny 5 Janoary taona 1831 mantsy no nisy ny fampiraisana latabatra voalohany tamin’i Tompo ny Malagasy tao amin’ity fiangonana ity raha toraka izany ihany koa ny fanaovam-batisa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Janoary 2017
Finoana.JMJ Mada 2018 Miahiahy ny Katolika noho ny fifidianana filoham-pirenena

Vinavinan’ny Vovonam-pirenena katolikan’ny Tanora hotanterahina ao an-drenivohitry ny Faritra Boeny ny 29 aogositra hatramin’ny 2 septambra 2018 ny Andro manerantany ho an’ny Tanora, na ny JMJ Mada (Journée mondiale de la Jeunesse) andiany faha-9.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Janoary 2017
Finoana.VEHIVAVY DORKASY FOIBE FJKM SY NY BEN’NY TANANA Mifanakaiky tanteraka

Tsy afa-misaraka ny fitantanana sy ny Finoana amin’ny ankapobeny.Matoa mantsy misy ny olona tsy manara-dalàna dia noho ny tsy fahafantarany an’Andriamanitra izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Janoary 2017
Finoana.Kardinaly Armand Gaétan Razafindratandra Tsy afaka am-pon’ny mpino Katolika

Fito taona katroka ny alatsinainy 9 janoary lasa teo ny nahafatesan’ny Kardinaly Armand Gaétan Razafindratandra, fantatra tamin’ny fitarihana ny fiangonana Katolika teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT