- Alatsinainy 03 Aprily 2017
Finoana.Sampana dorkasy foibe Fandrosoana ny mahay mamaky teny, manoratra ary mikajy
Notontosaina herinandro lasa teo ny atrikasa fampitana fahalalana iadiana amin’ny habadoana nokarakarain’ny sampana dorkasy foibe nandritra ny 5 andro teny amin’ny Tabita Ampandrana.
Hamaky ny tohiny