- Alatsinainy 03 Aprily 2017
Finoana.Neny Olga “Ireo mpamela heloka no hisitraka ny fanjakan’Andriamanitra”
Nijoro ho vavolombelona ny amin’ny fisian’ny Paradisa sy afobe ny sabotsy teo teny amin’ny tany malalaky ny lapan’ny tanàna Analakely i Neny Olga, mpino kristianina avy amin’ny FLM (Fiangonana Loterana Malagasy) monina ao Tsarahasina, distrikan’Ambositra.
Hamaky ny tohiny