Finoana

Fivondronan’ny skotisma Hanatitra mivantana ny fanampian’ny traboina


  • Alatsinainy 13 Martsa 2017

Tontosa soa aman-tsara ny fanangonana ireo fanampiana avy amin’ny malalatanana nataon’ny fivondronamben’ny skotisma tetsy Analakely

 ny faran’ny herinandro teo entina hanampiana ireo traboina noho ny fandalovan’ny rivodoza Enawo sy ny fandoroan-trano nitranga tany Befandriana Avaratra. Araka ny fanazavana, ireo skoto mihitsy no hisahana ny fanaterana ireo fanampiana voangona any amin’ireo toerana misy traboina. Afaka mbola mandray ireo fanampiana tara ihany koa ireo foiben’ny skotisma akaikin’ny olom-pirenena tsirairay hatramin’ny alarobia izao ary ireny kosa no hampisahanina ny birao misahana ny loza voajanahary na BNGRC ny fitsinjarana azy.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT