Finoana

Sendikan’ny kristianina « Tokony hahazo fiahiana sosialy ny rehetra »


  • Alarobia 15 Febroary 2017

Manoloana ny fanelezana sy fanentanana ataon’ny eo anivon’ny fitondram-panjakana mikasika ny amin’ny tokony hahazoan’ny olom-pirenena rehetra manana anton’asa ara-dalŕna dia mba manampy tosika koa ry zareo avy eo anivon’ny Sekrima na ny sendikan’ny kristianina Malagasy.

 Tokony ho ny rehetra, hoy ny avy eo anivon’ity sendika ity, no hisitraka ny fiahiana sosialy ary entanina manokana ireo mpiasa an-trano. Araka ny fanazavana dia manana anjara latsakemboka 880 isam-bolana any amin’ny CNAPS raha ny tokony ho izy ireo mpiasa an-trano maniry ny hisitraka io fiahiana sosialy io ka ny 80 ariary dia anjarany ny mandoa azy fa ny 800 ariary kosa an’ny mpampiasa. Entanina ireo mpiasa mba hikarakara ny taratasy mifanandrify amin’izany, hoy izy ireo.

Mirija   

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT