- Alatsinainy 24 Aprily 2017
Finoana.SVFL - Fjkm Mahalavolona Nanome ra maimaimpoana hamonjena aina
Nanome ra maimaimpoana entina hanampiana ny mpiara-belona manana ny tsy salama ny “Sampana Vondrona Fototra Laika eo anivon’ny fiangonana FJKM Mahalavolona Andoharanofotsy ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohiny