• Sabotsy 20 Mey 2017
Finoana.ANTOKO MPIHIRA TARATRY NY MAZAVA Mankalaza ny faha-45 taona niorenany

Mankalaza ny faha-45 taona niorenany ny antoko mpihira taratry ny Mazava eo anivon’ny fiangonana Fjkm Ambohidanerana, Synodam-paritany Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2017
Finoana.Filankevitry ny Eveka eto Madagasikara Mila fiovam-penitra mahery vaika

Manamafy izay efa nambarany hatrany mikasika ny fahitany ny raharaham-pirenena ankehitriny ry zareo avy eo anivon’ny filankevitry ny Eveka eto Madagasikara fa tsy mitsahatra mikorosy fahana amin’ny lafiny rehetra ny raharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Mey 2017
Finoana.Herinandro Lasalianina Niavaka ny tany Ambatondrazaka

Andro miavaka ho an’ny fianakaviam-be lasalianina ny datin’ny 15 mey izay vaninandro nametrahan’ny Papa Pie XXII ho Ray mpiaro ny mpanabe ny Frera Jean Baptiste dela salle. Hetsika tsotra anefa miavaka no nanamarihana izany tao amin’ny Lisea Saint Josefa Ambatondrazaka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2017
Finoana.Pasitera Lanto Rabeharivelojaona “Mpitondra tena Kristianina no ilaintsika.”

Mitohy maneho ny heviny hatrany mikasika ny fahitany ny raharaham-pirenena, ny pasitera Lanto Rabeharivelojaona, mivondrona ao anatin’ireo mpanao politika mitaky ny hisian’ny fanorenana ifotony eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 06 Mey 2017
Finoana.Fiangonana Loterana Malagasy Hamokatra Ethanol any Antsirabe

Hisehatra amin'ny famokarana solika fandrehitra avy amin'ny toaka dia ny "Ethanol" ihany koa ny fiangonana Loterana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Mey 2017
Finoana.Fikambanan-drelijiozy “Very fanahy mbola velona ny Malagasy”

Ny fikambanan-drelijiozy lahy sy vavy dia miasa amina sehatra ara-tsosialy maro,

Hamaky ny tohiny
FTT