Finoana

SAmpana MPAnazava sy TIly Anosipatrana Mankalaza ny faha-60 taona


  • Alatsinainy 24 Aprily 2017

Mankalaza ny faha-60 taona nijoroany ny SAMPATI ao amin’ny FJKM Anosipatrana amin’ity taona 2017 ity. Omaly alahady 23 aprily no ivon’ny fankalazana.

Natomboka tamin’ny fotoam-pivavahana, fanateram-bokatra ny fotoana ary nofaranana tamin’ny afon-dasy ny takaariva.  Fikambanana mitaiza sy manolokolo ary mandray anjara amin’ny fampivelarana feno ny maha olona feno ny ankizy sy zatovo ary tanora lahy sy vavy ny SAMPATI Anosipatrana. Ny teny faneva eto dia :” Asehoy ny tenanao ho fianarana ny asa tsara, ka mapiasà ny tenanao ho amin’ny toe-panahy araka an’Andriamantra. ‘Tit2 :7b / I tim4 :7b. Nandalo sedra maro ny sampana, efa nisy fotoana naato ny fanabeazana.  Maro ny skoto efa miandraikitra ny asa fampijoroana ny firenena ankehitriny. Hofaranana amin’ny lasy lehibe hatao any Manambato-Toamasina ny 21-28 aogositra ho avy izao ny fankalazana.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT