• Alarobia 07 Jona 2017
Finoana.Fetin’ny Pentekosta Nihena ireo olona namoy ny ainy sy naratra

Olona sivy no namoy ny ainy nandritra ny fetin’ny pentekosta lasa teo manerana ny nosy ka 2 tao amin’ny HJRA, raha ny vaovao azo tetsy amin’ny hopitaly HJRA.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Jona 2017
Finoana.Sampana Fifohazana foibe FJKM Hanatanteraka fotoam-pivavahana lehibe etsy Mahamasina

Fotoan-dehibe ho an’ny Sampana Fifohazana eo anivon’ny foibe FJKM ny datin’ny 09 Jona. Tamin’ny 09 Jona 1895 mantsy no niteny tamin’ny hovitrovitra tamin’i dada Rainisoalambo tao amin’ny toby Soatanana izay niara-nivory tamin’ireo mpianany 12 lahy ny Tompo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Jona 2017
Finoana.Lalàna momba ny sekolim-pinoana Tena mety ho an’ny sekoly FJKM, hoy Raharinaivo Falimanana

Anisan’ny niteraka resabe teny anivon’ny fiarahamonina teo aloha ny momba ireo sekolim-pinoana izay tsy mahazo mampivavaka mpianatra mihoatra ny ora dimy isan-kerinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Mey 2017
Finoana.Lalàna momba ny sekolim-pinoana Tena mety ho an’ny sekoly FJKM, hoy Raharinaivo Falimanana

Anisan’ny niteraka resabe teny anivon’ny fiarahamonina teo aloha ny momba ireo sekolim-pinoana izay tsy mahazo mampivavaka mpianatra mihoatra ny ora dimy isan-kerinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Mey 2017
Finoana.Faha 50-taonan’ny Fjkm Hanomboka ny 18 aogositra any Antsiranana

Tontosa omaly tolakandro teny amin’ny Fjkm Tranovato Faravohitra ny fanompoam-pivavahana fametrahana ara-pombam-piangonana ny komitin’ny jaobily ho an’ny Fjkm.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2017
Finoana.Mpitandrina Tiana Alisoa Ranaivoniarivo “Franc maçon” ny ankamaroan’ny mpitondra eto

Ny mpitandrina Tiana Alisoa Ranaivoniarivo no vahinin’ny fandaharana “Vahaolana” tao amin’ny onjampeo Top Radio (F.m 102.8) omaly tamin’ny 1 ora tolakandro.

Hamaky ny tohiny
FTT