• Alarobia 02 Aogositra 2017
Finoana.Halatra am-piangonana alahady Vehivavy iray sarona tao Mahazoarivo

Ela nitoratorahana tokoa! Renim-pianakaviana iray tsy ampoizina no tratra tamin’ny resaka halatra poketra tao amin’ny Ekar Mahazoarivo-Antsirabe ny alahady 30 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jolay 2017
Finoana.Apostoly Marc Tatandraza Tsy hanao politika mandrakizay aho

Taorian’ny nanaovan’ny Apostoly Marc Tatandraza fanambarana goavam-be fa tsy maintsy handeha hody any amin’ny Ray izy dia betsaka ny resaka nandeha momba azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Jolay 2017
Finoana.Apokalipsy 1000 ny fiangonana, 1 tapitrisa ny mpino

Fotoan-dehibe ho an’ny fiangonana Apokalipsy tarihin’ny Pastera Mailhol na Atoa André Christian Dieu Donné ny datin’ny 05 Aogositra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jolay 2017
Finoana.Marc Tatandraza “Hody any amin’ny Ray aho…”

Nanao veloma farany ny Malagasy sy ireo mpankafy azy rehetra, omaly, tetsy amin’ny California Andraharo ny “Apostoly” Marc Tatandraza.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2017
Finoana.Fjkm Ambatondrazaka Fitiavana Noraisin-tanana ny mpitandrina vaovao

Zoma 21 jolay sy ny alahady 23 jolay no natokana ny mpino Kristianina eo anivon’ny Fjkm Ambatondrazaka Fitiavana nandraisan-tanana ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Jona 2017
Finoana.Fahamarinana sy fihavanana Malagasy Resaka poakaty, hoy ny FFKM

Nasongadin’ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina nandritra ny lahateny asaramanitra fanamarihana ny fiverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara ny 26 jona 2017 teo,

Hamaky ny tohiny
FTT