Finoana

Antoko mpihira Taratry ny Mazava Hanatanteraka seho ao amin’ny FJKM Anjohy


  • Alatsinainy 19 Jona 2017

Taorian’ilay fampisehoana goavana nanamarihan’ny antoko mpihira Taratry ny Mazava eo anivon’ny fiangonana FJKM Ambohidanerana ny voka-dehibe tetsy amin’ny Sainte Famille Mahamasina farany teo dia fantatra fa hanatontosa fampisehoana ao amin’ny FJKM Anjohy indray izy ireo ny 02 jolay ho avy izao.

Haharitra ora roa eo ho eo ny fampisehoana, raha araka ny fanazavan’ny prezida Ihary, filohan’ny antoko izay hiompana amin’ny fisaorana sy fiderana an’Andriamanitra  ranofotsiny. Raha araka ny fantatra tokoa mantsy dia efa mahatratra 60 isa ankehitriny ny hiran’ity antoko mpihira iray ity. Misy amin’izy ireo no efa voarakitra anaty kapila mangirana toy ny volume 2 raha efa an-dalam-pikarakarana kosa ny volume 3. Miantso antsika rehetra mba ho avy hanotrona azy ireo ity antoko mpihira ity araka izany, indrindra fa  ny any amin’iny faritra Ankazondandy ity. Mbola hitohy ao Ambohidanerana moa izany fampisehoana hataon’ny antoko Taratry ny Mazava izany ny 26 jolay ho avy izao.

 

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT