- Talata 27 Jona 2017
Finoana.Silamo Ahmadiyya Tokana ihany ilay Mpahary hinoana
Nanatontosa ny fizarana «Fitrana» ny faran’ny herinandro teo ny silamo Ahmadiyya eny Andavamamba.
Hamaky ny tohinyNanatontosa ny fizarana «Fitrana» ny faran’ny herinandro teo ny silamo Ahmadiyya eny Andavamamba.
Hamaky ny tohinyNisavorovoro ny tany Soanierana Ivongo omaly alatsinainy 19 jona.
Hamaky ny tohinyMisedra olana ny fiangonana Loterana ao amin’ny Synodam-paritany Avaratr’i Mania ary raikitra ny fitokonana.
Hamaky ny tohinyTaorian’ilay fampisehoana goavana nanamarihan’ny antoko mpihira Taratry ny Mazava eo anivon’ny fiangonana FJKM Ambohidanerana ny voka-dehibe tetsy amin’ny Sainte Famille Mahamasina farany teo dia fantatra fa hanatontosa fampisehoana ao amin’ny FJKM Anjohy indray izy ireo ny 02 jolay ho avy izao.
Hamaky ny tohinyLasa nitsabo tena any Frantsa ny sabotsy teo ny filohan’ny Fiangonana Loterana Malagasy, Rév David Rakotonirina.
Hamaky ny tohinyTaorian’ilay fampisehoana goavana nanamarihan’ny antoko mpihira Taratry ny Mazava eo anivon’ny fiangonana FJKM Ambohidanerana ny voka-dehibe tetsy amin’ny Sainte Famille Mahamasina farany teo dia fantatra fa hanatontosa fampisehoana ao amin’ny FJKM Anjohy indray izy ireo ny 02 jolay ho avy izao.
Hamaky ny tohiny