- Talata 29 Aogositra 2017
Finoana.Fjkm Ambodihady Vaovao Tontosa soamantsara ny “Ezaka Faradoboka”
Tonga niombombavaka tamin’ny Kristianina tao amin’ny FJKM Ambodihady Vaovao ny alahady 27 aogositra 2017 teo ny depiote Rasoanoromalala Marie Horace ka nanolotra ny anjara fanomezana ho famitana ny Sekoly Lovanavela Vaovao ao anatin'ilay hetsika EZAKA FARADOBOKA.
Hamaky ny tohiny
