• Alatsinainy 09 Oktobra 2017
Finoana.Fananganana ny Kolejy Teolojika Manome toky ny FJKM Ravalomanana

Niatrika ny famaranana ny fihaonamben'ny Synodam-paritany Antananarivo Andrefana notanterahina teto tao amin’ny Kianja Monisipaly Antanetibe Mahazaza ny filohan’ny komity fankalazana ny faha-50 taonan’ny FJKM, Marc Ravalomanana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Oktobra 2017
Finoana.20 taona ny FMFoi Hifady hanina haharingana ny pesta, hanao asa soa ho an’ny fiarahamonina

Hankalazaina amin’ny 15 oktobra ho avy izao ny 20 taona nitsanganan’ny FMFoi na Feo Maherin’ny Finoana. Amin’izao vanim-potoana tena hisian’ny ny pesta eto amintsika izao, hoy ny apôstôly Benjamina, mpanangana ny FMFoi, dia ilaina tanteraka ny mivavaka ho an’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2017
Finoana.Silamo Ahmadiyya Madagasikara Nahatontosa ny «Jalsa Salana» 2017

Nanatontosa ny «Jalsa Salana» andiany faha-13 teny Andavamamba ny 29 sy 30 septambra 2017 teo ny fikambanana silamo Ahmadiyya eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Oktobra 2017
Finoana.FJKM Betela Fitiavana Mahatsinjo Vita ilay tilikambo mirefy 24 metatra

Tilikambo mirefy 24 m nandaniana vola 20.000.000 ariary no tsangambato fanamarihana ny faha-110 taona niorenan’ny fiangonana Fjkm Betela Fitiavana Mahatsinjo Morarano Chrome.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Septambra 2017
Finoana.Marc Tatandraza Hihaona amin’ny filoham-pirenena

Ambivitra ny fotoana hialan’i Marc Tatandraza na Apostoly Tatandraza, eto ambonin’ny tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Septambra 2017
Finoana.JMJ 2018 Tanora iray hetsy no andrasana ao Mahajanga

Nigadona tao Mahajanga omaly hariva ny Lakroan’ny JMJ IX amin’ny maha mpampiantrano ny Fihaonamben’ny tanora ity tanànan’ny voninkazo ity amin’ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
FTT