- Talata 10 Oktobra 2017
Finoana.Apostoly Marc Tatandraza Amin’ny volana desambra no handao tanteraka ny tany
Amin’ny volana desambra ho avy izao vao tena handao tanteraka ny tany ny Apostoly Marc Tatandraza.
Hamaky ny tohinyAmin’ny volana desambra ho avy izao vao tena handao tanteraka ny tany ny Apostoly Marc Tatandraza.
Hamaky ny tohinyNiatrika ny famaranana ny fihaonamben'ny Synodam-paritany Antananarivo Andrefana notanterahina teto tao amin’ny Kianja Monisipaly Antanetibe Mahazaza ny filohan’ny komity fankalazana ny faha-50 taonan’ny FJKM, Marc Ravalomanana omaly.
Hamaky ny tohinyHankalazaina amin’ny 15 oktobra ho avy izao ny 20 taona nitsanganan’ny FMFoi na Feo Maherin’ny Finoana. Amin’izao vanim-potoana tena hisian’ny ny pesta eto amintsika izao, hoy ny apôstôly Benjamina, mpanangana ny FMFoi, dia ilaina tanteraka ny mivavaka ho an’ny firenena.
Hamaky ny tohinyNanatontosa ny «Jalsa Salana» andiany faha-13 teny Andavamamba ny 29 sy 30 septambra 2017 teo ny fikambanana silamo Ahmadiyya eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTilikambo mirefy 24 m nandaniana vola 20.000.000 ariary no tsangambato fanamarihana ny faha-110 taona niorenan’ny fiangonana Fjkm Betela Fitiavana Mahatsinjo Morarano Chrome.
Hamaky ny tohinyAmbivitra ny fotoana hialan’i Marc Tatandraza na Apostoly Tatandraza, eto ambonin’ny tany.
Hamaky ny tohiny