Finoana

Fjkm Ambodihady Vaovao Tontosa soamantsara ny “Ezaka Faradoboka”


  • Talata 29 Aogositra 2017

Tonga niombombavaka tamin’ny Kristianina tao amin’ny FJKM Ambodihady Vaovao ny alahady 27 aogositra 2017 teo ny depiote Rasoanoromalala Marie Horace ka nanolotra ny anjara fanomezana ho famitana ny Sekoly Lovanavela Vaovao ao anatin'ilay hetsika EZAKA FARADOBOKA.

 

 Simenitra 10 lasaka no natolony ho famitana izany. Mbola hisy ny ezaka hotratrarina hamitana ny asa na dia efa antomotra aza ny fotoana ka iantsoana ireo malalatanana araka ny hafatra nataon'ny Mpitandrina Raveloson Mamy. Noho ny sitrapon'Andriamanitra dia hotokanana ny alahady 10 septambra 2017 izao ny fotodrafitrasa izay naharitra 7 taona teo no nanatanterahana azy, ary handray mpianatra amin’ny fidiran’ny taom-pianarana vaovao 2017 ny 12 septambra 2017 izy. Niova ho Lycée Prive FJKM Lovanavela Ambodihady Vaovao rahateo ny anarana entiny ankehitriny.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT