- Alatsinainy 13 Novambra 2017
Finoana.Fiangonana FPVM Tohanan’ny fanjakana
Tontosa ny sabotsy 11 novambra lasa teo ny fitokanana ny trano Fiangonana Protestanta Vaovao eto Madagasikara (FPVM), etsy Antaninanandrano Antaninandro, tarihin’ny Mpitandrina Randrianantoandro Jean Joseph.
Hamaky ny tohiny