- Alatsinainy 27 Novambra 2017
Finoana.Mgr Rémi Joseph Rabenirina Feno 50 taona sahady ny naha Klerje azy
Feno 50 taona sahady ny naha Klerje an’ny Mgr Rémi Joseph Rabenirina.
Hamaky ny tohinyFeno 50 taona sahady ny naha Klerje an’ny Mgr Rémi Joseph Rabenirina.
Hamaky ny tohinyFeno 40 taona ny SAmpana MPAnazava sy TIly (SAMPATI) ao amin’ny Fjkm Ambohidratrimo Marovatana. Haharitra herintaona ny fanamarihana ny fankalazana ny jobily.
Hamaky ny tohinyHo fanarenana ireo tsy nety rehetra teo aloha sy mba tsy hisian’ny fahaverezan-jo intsony amin’ireo mpiasa amin’ny sehatra tsy miankina no nahatonga ny CNaPS sy ny FJKM niara-niasa. Mampiasa olona maro mantsy ny FJKM.
Hamaky ny tohinyMikorosy fahana tanteraka ny fiainantsika Malagasy ankehitriny. Mbola mahazo tatitra maro mampihoronkoditra izahay noho ny fikorontanan’ny toe-tany sy ny toetr’andro.
Hamaky ny tohinyHikarakara lalao goavana entina hitoriana ny filazantsara ny Sampana Fivondronana Laika eo anivon’ny fiangonana FJKM.
Hamaky ny tohinyAvy nitondra fitandremana tany amin’ny synodam-paritany Vonizongo Vavolombelona SP35 ny mpitandrina Rasolonirina Robert,
Hamaky ny tohiny