• Sabotsy 23 Desambra 2017
Finoana.Marc Ravalomanana mivady Mitondra fanantenana

Mitety Boriborintany, mizara hafaliana sy fanantenana amin’ny vahoaka, indrindra ny Zokiolona sy ny marefo ara-pivelomana, ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana amin’izao ankatoky ny Noely izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Desambra 2017
Finoana.FJKM Katedraly Analakely Lasa adihevitra be ny fampiatoana ny mpitandrina

Misy olom-bitsy miisa 11 eo, hoy ny fanehoan-kevitry ny diakona iray ao amin’ny FJKM Katedraly Analakely no tsy mahazaka ny asa sosialy ataon’ny mpitandrina ao an-toerana ankehitriny,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Desambra 2017
Finoana.Fiangonana FJKM Nanomboka omaly ny Herinandro Sambatra

Toy ny fanao isan-taona hatrizay dia nanomboka omaly alatsinainy 18 desambra 2017 manerana ny fiangonana FJKM eto amintsika ka tsy hifarana raha tsy ny zoma 22 desambra izao ny hetsika “Herinandro Sambatra 2017”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Desambra 2017
Finoana.Mompera Remi Rahajarizafy Nivoaka ny boky andiany manaraka

Navoaka tamim-pomba ofisialy ny talata hariva teo teny Ankorondrano ireo boky nosoratan’i Mompera Remi Rahajarizafy notontosain’i Mompera Justino Bethaz.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Desambra 2017
Finoana.Kaominina Andoharanofotsy Hisaotra an’Andriamanitra noho ny fahavitan’ny asa marobe

Fotoan-dehibe ho an’ny kaominina Andoharanofotsy ny datin’ny 22 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Novambra 2017
Finoana.Krizy eto amin’ny firenena Miantso fanetren-tena sy firaisankina ny FFKM

Taorian’ny fivoriana nataony tany Antsirabe ny 23-26 novambra teo, dia vara-datsaka ary mahery ny fanambaran’ny FFKM.

Hamaky ny tohiny
FTT