- Alakamisy 28 Desambra 2017
Finoana.FJKM Ambodihady Vaovao Mitohy ny fankalazana ny krismasy
Mitohy ny krismasy ao amin’ny FJKM Ambodihady Vaovao Ambohimanarina.
Hamaky ny tohinyMitohy ny krismasy ao amin’ny FJKM Ambodihady Vaovao Ambohimanarina.
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny fankalazana ny jobily faha-150 taona nidiran’ny misionera sy ny antsoina hoe reformasionina teto Madagasikara isika amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyNizara fanomezana ho an'ireo olona sahirana sy ankizy marary miisa 250 manaraka fitsaboana etsy amin' ny hopitaly HJRA Ampefiloha ny Vondron'ny Kristianin'ny Fanahy Masina na ny FVKFM.
Hamaky ny tohinyFito taona aty aorian’ny nahafatesan’ny Mgr Razafindratandra Armand Gaetan, Kardinaly farany teto Madagasikara, ho an’ny mpino katolika, dia banga mandrak’ity ny androany io toerana io. Nodimandry ny 9 janoary 2010 izy,
Hamaky ny tohinyVita iny ny Noely na Krismasy, fankalazana ny nahaterahan’ilay Mpamonjy.
Hamaky ny tohinyToy ny isan-taona dia hipoka hatreny am-baravarana sy tokotany indray ireo fiangonana rehetra tsy an-kanavaka teto an-drenivohitra tamin’ny famonjena ny fanompoam-pivavahana
Hamaky ny tohiny