• Alatsinainy 22 Janoary 2018
Finoana.Toeram-panofanana mpitandrina eny IVATO Hotokanana amin’ity taona ity, hoy Ravalomanana

Tsy maintsy vita ary hotokanana amin’ity taona 2018 ity ireo tsangambaton’ny faha-50 taonan’ny Fjkm, hoy Atoa Marc Ravalomanana omaly nandritra ny fandraisam-pitenenany teny amin’ny kianjaben’i Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Janoary 2018
Finoana.Manao antso avo ny FJKM « Aoka hifamela fa tsy hifanagadra eto »

Hankalaza ny faha-50 taona niorenany ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara na ny FJKM amin’ity taona 2018 ity, arahin’ny faha-200 taona nahatongavan’ireo misionera LMS teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Janoary 2018
Finoana.Fisamborana tany Ihosy Tafaporitsaka i Tatandraza

Nahazo loharanom-baovao momba ny toerana misy an’i Marc Tatandraza ny zandarimariam-pirenena, ka voalaza fa tao Ihosy no nisy azy sy ireo antokon’olona miaraka aminy. Raha ny fakam-baovao omaly tolakandro dia raikitra ny fidinana ifotony sy fisamborana tao Ihosy, saingy tafaporitsaka kosa i Marc Tatandraza,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Janoary 2018
Finoana.Fiangonana Loterana Malagasy « Mila fifonana sy fibebaham-pirenena isika »

Manamafy ny fanambarana navoakan’ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara (FFKM) ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) nandritra ny Synoda lehibe faha-138 notanterahany tany Betafo-Antsirabe ny 18 – 19 desambra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Janoary 2018
Finoana.RADIO FM FOI Hitory ny filazantsara amin’ny fiteny vahiny marobe indray

Hitory ny fahamarinana hatrany ny Radio FM Foi ato anatin’ny 20 taona ho avy hahafahana manavotra fanahin’olona maro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Desambra 2017
Finoana.Raharimala Andriampenotiana Mino fa hipetraka eto ny fanjakan’Andriamanitra

Hipetraka aorian’ny Repoblika faha-4 ny fanjakan’Andriamanitra ety an-tany araka ny hita ao amin’ny Daniela 7 :1-25. Io no lohatenin’ny boky misy takila 41 nosoratan’Atoa Raharimala Andriampenotiana filohan’ny fikambanana G.E.T.M na ny

Hamaky ny tohiny
FTT