Finoana

Raharimala Andriampenotiana Mino fa hipetraka eto ny fanjakan’Andriamanitra


  • Zoma 29 Desambra 2017

Hipetraka aorian’ny Repoblika faha-4 ny fanjakan’Andriamanitra ety an-tany araka ny hita ao amin’ny Daniela 7 :1-25. Io no lohatenin’ny boky misy takila 41 nosoratan’Atoa Raharimala Andriampenotiana filohan’ny fikambanana G.E.T.M na ny

 

« Groupement pour l’Edification de la Théocratie à Madagascar » ka efa navoakany nanomboka ny 12 desambra 2017 teo ary efa mielipatrana manerana ny Nosy ankehitriny. Ahitana an’ilay olona tena voatendrin’Andriamanitra hanavotra an’i Madagasikara ao anatin’ny boky fa resaka daholo ny an’ireo izay niteny fa izy no voafidin’Andriamanitra ho lany ho filoha amin’io taona 2018 ho avy io. Anisan’ny misongadina ao ihany koa ny fahitana ny soratra milaza fa ny mahazo ny Malagasy amin’izao fotoana dia mitovy tsy misy valaka tamin’ny andron’ny Zanak’Israely nahantra sy nampahoriana tamin’ny fanompoana ny Egypsiana.

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT