Finoana

FJKM Ambodihady Vaovao Mitohy ny fankalazana ny krismasy


  • Alakamisy 28 Desambra 2017

Mitohy ny krismasy ao amin’ny FJKM Ambodihady Vaovao Ambohimanarina.

Mifandimby ireo sampana sy zana-tsampana mikarakara izany. Amin’ity anio ity dia anjaran’ny SAMIA (Sekoly Alahady Mihira Ambodihady) no manentana ny fankalazana, ao anatin’ny lohahevitra hoe : “Noely Fitiavana 2017”. Hira, tsianjery ary dihy no hameno ny fotoana anio hariva sady hisantaran’ny SAMIA fanamiana vaovao.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT