- Zoma 16 Febroary 2018
Finoana.Antoko mpihira AMAM Hiavaka ny faha-50 taona
Hosokafana amin’ny fomba ofisialy amin’ny alalan’ny fanompoam-pivavahana goavana hotontosaina ny marainan’ny alahady izao ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-50 taonan’ny antoko mpihira Antsan’ny mamatonalina etsy Andrainarivo na ny AMAM.
Hamaky ny tohiny