• Zoma 09 Martsa 2018
Finoana.Potika ny firenena Manetsika ny olony ny fiangonana

Nanao tsindro-paingotra noho ny kolikoly, ny tsy fandriampahalemana, fanaovana ampihimamba ny haino aman-jerim-panjakana,… ny fiangonana tamin’ny alalan’ny FFKM saingy tsy masin-teny sy tsy mba henoin’ny mpitondra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Martsa 2018
Finoana.FJKM - Iarivo Avaradrano Nahazo fiofanana avy amin’ny CNaPS

Notohizana teny amin’ny synodam-paritany Iarivo Avaradrano ny fiofanana mikasika ny fiahiana ara-tsosialy eo anivon’ny FJKM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Martsa 2018
Finoana.Latsaka an-katerena ny firenena Voatery miditra an-tsehatra ny fiangonana

Tsy toy ny talohan’ny taona 1991 sy 2002 ary 2009 intsony ny dindon’ny zavatra hitranga mialoha sy mandritra ary aorian’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Finoana.Dina fampandrosoana ny firenena Hamory ny olony ny FLM ny 10 martsa izao

Raha natomboka tany Fianarantsoa tamin’ny 23-28 mey 2017 ny fotoam-pankalazana ny faha-150 taonan’ny FLM na Fiangonana Loterana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Febroary 2018
Finoana.Teny Malagasy Betsaka ireo ankizy mpianatra no tsy mahafehy azy intsony

Tsy mahay sy tsy mahafehy ny teny Malagasy intsony ny ankamaroan’ireo mpianatra ankehitriny, noho ny firoborobon’ny teknôlôjia, araka ny fanadihadiana natao teny anivon’ny sekoly maromaro eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Febroary 2018
Finoana.JMJ andiany faha-9 any Mahajanga Nahemotra noho ny fifanitsahana amin’ny BEPC

Hahemotra ny 8-14 oktobra ho avy izao ny Fihaonamben’ny tanora na ny JMJ Mada andiany faha-9 eo anivon’ny fiangonana katolika, any Mahajanga noho ny antony samihafa.

Hamaky ny tohiny
FTT