• Zoma 16 Martsa 2018
Finoana.Fiangonana sy firenena Potiky ny resa-bola sy fifampihatsaram-belatsihy

Matetika no andrenesana fifanandrinana sy tsy fifankahazoan’ny samy mpiangona amina fiangonana samihafa eto amintsika. Noho ny resa-bola amin’ny ankapobeny no miteraka izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Martsa 2018
Finoana.Fiangonana METM Antohomadinika Raikitra ny savorovoro

Mihamafy hatrany ny disadisa misy eo amin’ny Komity Foibe an’ny Misiona Teratany Eto Madagasikara (METM) sy ny fiangonana Zoara Famonjena Antohomadinika. Rehefa tsy nahazo rariny teo anivon’ny fitsarana tamin’ny fanesorana ny mpitandrina ao an-toerana mantsy ny foibe dia nikiry nametraka mpitandrina vaovao indray ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Martsa 2018
Finoana.Finoana Katolika Martiry nahavita be i Ramose Lucien Botovasoa

Notontosaina ny sabotsy teo tetsy amin’ny EKAR Md François d’Assise Andravoahangy ny fampahafantarana ny tantaran’ny martirin’ny finoana katolika, Lucien Botovasoa, fantatra amin’ny hoe Ramose Lucien Botovasoa, amin’ny maha mpampianatra azy fahavelony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Martsa 2018
Finoana.Pastora Dr Rakotonirina David “Tsy afaka miafiafy ny fiangonana manitsy”

Tonga ny fotoana amin`ny fandinihana ny andraikitry ny fiangonana eo amin`ny lafiny filaminana sy fampandrosoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Martsa 2018
Finoana.Leadership Chrétien de Développement Vonona hampita ny traikefa ho fampandrosoana ny firenena

Vonona hampita ny traikefany amin’ny mpiray tanindrazana ny “Leadership Chretien de developpement” ho fampandrosoana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Martsa 2018
Finoana.Leadership Chrétien de développement Hanangana « auditorium » lehibe hampisehoana ny maha-Malagasy

Roa taona sahady izay no niorenan’ny fikambanana « Leadership Chrétien de développement » eto amintsika, tsy manao pôlitika saingy kosa mikendry ny tsirairay mba hanam-pahendrena sy hahay hifandefitra ka ho afaka hifampihaino sy hifanohana amin’ny fiainana ho fampandrosoana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT