- Talata 27 Martsa 2018
Finoana.Olana eo anivon’ny Jesosy Mamonjy Manahatahaka ny politika ankehitriny
Mifanahatahaka amin’ny zava-misy eo anivon’ny tontolo politika Malagasy ny fifidianana filankevi-pitantanana eo anivon’ny fiangonana Jesosy Mamonjy eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny