• Alakamisy 12 Aprily 2018
Finoana.Diosezin’i Farafangana Hapetraka anio ny Eveka vaovao

Hapetraka anio ao amin'ny diosezin'i Farafangana ny eveka hitantana ity diosezy ity; ny Mgr Gaetano Di Pierro. Hisy ny Sorona Masina hotarihin'ireo evekan'i Madagasikara sy ny famakiana ny taratasy manendry azy amin'io andraikitra io, niainga avy yamin'ny fanendren'ny papa François ny 3 martsa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Aprily 2018
Finoana.Raharaha METM Mihemotra amin’ny 7 mey ny fitsarana

Taorian’ny savorovoro niseho teo anivon’ny fiangonana METM foibe sy ny METM Zoara famonjena tetsy Antohomadinika ny 12 martsa teo izay nitarika ny fanakatonan’ny fitondram-panjakana ity vondrom-pivavahana Misiona evanjelikan’ny teratany eto Madagasikara ity dia niakatra fampanoavana tetsy amin’ny lapan’ny fitsarana Anosy ny talata teo ny raharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Aprily 2018
Finoana.Potehin’ny mpanao politika ny firenena Andrasana ny fandraisan’andraikitry ny FFKM

Mikorontana ny firenena ankehitriny ary ahiana mihitsy ny ady saritaka atsy ho atsy raha izao no mitohy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2018
Finoana.FANILO FLM - CNaPS Voasonia ny fifanekem-piaraha-miasa

Ho tohin'ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa eo anivon'ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) sy ny CNaPS izay tantanan’Atoa tale jeneraly Arizaka Rabekoto Raoul tamin'ny taon-dasa dia tontosa tany amin'ny « Cercle Messe Mixte de la Garnison Antsirabe » ny fanaovan-tsonia ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin'ny Fampandrosoana anivon'ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny CNaPS.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2018
Finoana.Herinandro Masina Fotoana natokana hibebahana

Fotoana iray tena manan-danja eo amin’ny fiainan’ny Kristianina ny fetin’ny Paska tahaka izao izay hialohavan’ny herinandro masina. Eo mantsy raha araka ny fanazavan’ny loholona Liva Andriambelo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Martsa 2018
Finoana.Antoko mpihira Orimbato Ambatonakanga Hanatanteraka antsa an-kiran’ny Paska miavaka

Hanatanteraka antsa an-kiran’ny Paska miavaka ny antoko mpihira Orimbato Ambatonakanga ny alahady 1 Aprily ho avy izao manomboka amin’ny 2 ora sy sasany folakandro.

Hamaky ny tohiny
FTT