- Sabotsy 28 Aprily 2018
Finoana.Mahajanga Ambohipihaonan’ny sekoly FJKM
Nanomboka omaly ary hifanarana rahampitso alahady 29 aprily ny andron’ny sekoly FJKM tanterahina any Mahajanga. Fanompoam-pivavahana lehibe tao amin’ny Complexe Sportif Ampisikina Sekoly FJKM 605 manerana ny nosy, sahanin’ny mpampianatra 4200 no mandray anjara amin’izy io.
Hamaky ny tohiny