- Zoma 11 Mey 2018
Finoana.Foibe FJKM Mikarakara hetsika eny amin’ny kianjaben’i Mahamasina
Mikarakara hetsika eny amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny sabotsy 12 mey ho avy izao ny foibe Fjkm.
Hamaky ny tohinyMikarakara hetsika eny amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny sabotsy 12 mey ho avy izao ny foibe Fjkm.
Hamaky ny tohinyMilaza ho nahazo fanambarana avy any amin’ny tontolo tsy hita maso ifandraisany any hatrany isaky ny 48 ora tato ho ato ny mpitarika ny fikambanana Ankata zana-drazana, Brice Christopher Rabevihavy.
Hamaky ny tohinyNy 52 %-n’ny Malagasy no fantatra manerana ny Nosy fa kristianina. Ny olana anefa hatreto dia betsaka amin’ireo fiainana hita eny anivon’ny fiarahamonina no tsy araka ny sitrapon’Andriamanitra, hoy ny Hetsika Fampiraisana Kristianina ho an’ny Firenena (HFKF), omaly.
Hamaky ny tohinyEo anatrehan`ny zava-misy eto amin`ny firenena dia miditra lalindalina kokoa amin`ny fitadiavam-bahaolana miorina amin`ny fampihavanana ireo filoham-piangonana eo anivon`ny FFKM.
Hamaky ny tohinyTsy mbola nisy ny hevitra nivoaka avy amin’ny fanelanelanana nataon’ny FFKM teo amin’ireo depiote manohana sy ny manohitra ny fitondrana.
Hamaky ny tohinyTontosa omaly tolakandro ny fotoam-bavaka notarihin’ny FFKM teny amin’ny EEM Ambohimanoro nenti-nitondra am-bavaka ny firenena manoloana izao toe-draharaha misy izao. Ireo filoham-piangonana efatra mirahalahy izay ahitana ny filohan’ny FLM Dr Rakotonirina David,
Hamaky ny tohiny