- Talata 22 Mey 2018
Finoana.Eglizy Katolika Voatendry ho Kardinaly ny Mgr Désiré Tsarahazana
Nanendry kardinaly vaovao miisa 14 ny Papa François nandritry ny fankalazana ny “Anjelisy” na ny nidinan’ny Fanahy Masina tamin’ny Apostoly ny alahady 20 mey 2018 teo tao Vatican, ka anisan’ny nahazo i Madagasikara.
Hamaky ny tohiny