Finoana

Foibe FJKM Mikarakara hetsika eny amin’ny kianjaben’i Mahamasina


  • Zoma 11 Mey 2018

Mikarakara hetsika eny amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny sabotsy 12 mey ho avy izao ny foibe Fjkm.

 

Ho hita ao anatin’izany ny tafika Masina sy ny fanatanjahantena ary ny fialamboly. Tafiditra ao anatin’ny vina Vontosy Filazantsara i Madagasikara sy ny fanamarihana ny jobily faha-50 taona niorenan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara ny hetsika. Hisy, mandritra io fotoana io, ny rindrankira ara-pilazantsara hafanain’i Rija Rasolondraibe. Fa anisan’ny hampiavaka ny hetsika eny Mahamasina koa ny lalao baolina kitra hifanandrinan’ireo  mpitandrina lahy sy vavy amin’ny mpanao gazety sy ny STK Ambohipo. Fotoana iray miavaka izy ity ka hanasan’ny foibe Fjkm ny olon-drehetra. Hanomboka maraina ary hitohy ny antoandro ny hetsika.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT