- Alatsinainy 02 Jolay 2018
Finoana.Antoko mpihira AMAM Mitohy ny fankalazana ny faha-50 taona
Tontosa soa aman-tsara omaly tetsy amin’ny FJKM Andrainarivo fahasoavana ny ivon’ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny antoko mpihira ao an-toerana Antsan’ny Mamatonalina na AMAM.
Hamaky ny tohiny