• Talata 02 Oktobra 2018
Finoana.JMJ Mada Hentitra ny fanaraha-maso amin`ny fahadiovana

Tanora manodidina ny 50 000 no andrasana mandritra ny fihaonamben’ny tanora katolika JMJ Mada andiany faha-9 hatao any Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Finoana.Fiangonana protestanta Malagasy any andafy “Tsy ekena ny fanambadian’ny mitovy fananahana”

Mandalo eto Madagasikara ny solontenan’ireo mpino Kristianina avy eo anivon’ny fiangonana protestanta Malagasy any andafy na ny FPMA.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Finoana.Ivontoerana fanofanana Tily Vita ny fotodrafitrasa vaovao

Vita soa aman-tsara ny asa fanamboarana ny Ivontoerana fanofanana Tily eto Madagasikara na ny IFTEM eny Antsahamarofoza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Septambra 2018
Finoana.Hira fiderana Feo malefadefaka no hihirana azy

Nahita masoandro ny andiany ANTEMA, vokatra voalohany eto Antananarivo tamin`ny fampianarana mihira ny Cours de Chant Hery Andriatahina (CCHA).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Finoana.Hira fiderana Feo malefadefaka no hihirana azy

Nahita masoandro ny andiany ANTEMA, vokatra voalohany eto Antananarivo tamin`ny fampianarana mihira ny Cours de Chant Hery Andriatahina (CCHA).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Septambra 2018
Finoana.FIANGONANA MANAMBOARA VATSY Hankalaza ny fahafolo taona niorenany

Feno folo taona sahady ny fiangonana “Manamboara Vatsy”. Fotoan-dehibe no entin’izy ireo hanamarihana izany ny Sabotsy 29 sy ny Alahady 30 Septambra ho avy izao eny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano.

Hamaky ny tohiny
FTT