• Zoma 14 Septambra 2018
Finoana.Fiangonana Shine Tsy manohana kandida ho filoham-pirenena

Toy ny fanaony isan-taona dia hikarakara ilay hetsika antsoina hoe 7 alahady indray ry zareo avy eo anivon’ny fiangonana ara-pilazantsara Shine.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Septambra 2018
Finoana.Eklesia Episkopaly Malagasy Toamasina Mpiasam-piangonana 80 nofanin’ny CNaPS

Mpiasam-piangonanana 80 avy amin’ny Eklesia Episkopaly Malagasy (EMM) Diosezy Toamasina no nahazo fiofanana avy amin’ny CNaPS ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Septambra 2018
Finoana.Fivahinianana masina Malagasy niisa 84 lasa tany La Mecque

Tafaverina an-tanindrazana ary noraisina tao amin’ny Mosquée du Vendredi Mahajanga ny alakamisy teo ireo mpino Silamo miisa 35 zanak’i Mahajanga avy namonjy ny fivahinianana masina tany La Mecque- Arabie Saodita.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Finoana.Mangina ny FFKM Kivy amin’ny mpanao politika ?

Somary mangingina ireo Raiamandreny am-panahy eo anivon’ny FFKM (Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara) eo anatrehan’ny savorovoro politika eto amin’ny firenena amin’izao fotoana akaiky fifidianana izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Finoana.Kardinaly Tsarahazana Désiré “Tsy manohana kandida ny Katolika”

Nivoaka tamin'ny fahanginany ny kardinaly Mgr Tsarahazana Désiré, omaly, noho ireo fisandohana ka ampiasan'andian'olona sy kandida sasany ary ireo mpanohana azy ireny avy ny sarin’ny Kardinaly sy ny anarany amin'ny fampielezan-kevitra ataon'izy ireo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Finoana.Dr David Rakotonirina Nanamafy ny fihavanan’ny Mpino FLM any SAVA

Tonga ao Sambava hatry ny talata 4 septambra ny filohan’ny Fiangonana Loterana Malagasy eto Madagasikara Dr Rakotonirina David.

Hamaky ny tohiny
FTT