• Alarobia 05 Septambra 2018
Finoana.Isan-taonan’ny Synodam-Paritany Fisakana Tontosa tao amin’ny FLM Andriankely

Tontosa tao amin’ny fiangonana FLM Andriankely kaominina ambanivohitra Tsarazaza distrikan’i Fandriana, tamin’ny 31 aogositra-alahady 02 septambra 2018 teo, ny Isan-taona faha-26 an’ny Synodam-Paritany Fisakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018
Finoana.Toby FLM Farihimena Nahazo 4 tapitrisa ariary avy amin’ny filoham-pirenena

Fotoam-pivavahana lehibe ny namaranana ny isan-taona faha-72 ho an’ny toby Loterana Farihimena any akaikin’i Betafo, izay nanomboka tamin’ny herin’ny anio ary nifarana omaly 26 aogositra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aogositra 2018
Finoana.Irako Andriamahazosoa Ammi “Mahereza fa ny olana misy foana…”

Nankalazaina tany Toamasina ny 12 hatramin'ny 19 aogositra ny ivon’ny jobily faha-50 taonan'ny FJKM sy ny faha-200 taona nahatongavan'ny LMS (London Missionary Society) teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aogositra 2018
Finoana.Fanambaran’ny FFKM “ Aoka ho marina sy madio ny fifidianana ! ”

Nanao fanambarana lehibe ny FFKM (Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara) nandritra ny Ivon’ny Jobily fankalazana ny faha-50 taonan’ny FJKM tany Toamasina ny faran’ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aogositra 2018
Finoana.Faha 50 taonan’ny FJKM Sekoly lehibe roa no ho tsangambato

Ny 17 ka hatramin’ny 19 aogositra izao no hankalazaina any Toamasina ny jobily faha-50 taonan’ny fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara na ny FJKM sy ny faha-200 taonan’ny Fidiran’ireo misionera avy amin’ny LMS teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Aogositra 2018
Finoana.Cohen Bera Manazava ny tsiambaratelon’ny baiboly

Hifarana amin’ny alatsinainy 13 aogositra ho avy izao rehefa nanomboka ny alatsinainy 16 jolay lasa teo ilay fampianarana entin’i Malakh Bera Cohen avy eo anivon’ny fikambanana Jodaisma Madagasikara Mesirima momba ny tsiambaratelon’ny Baiboly.

Hamaky ny tohiny
FTT