Finoana

Fofikri Ilafy Nifampihaino ny mpino Silamo sy mpino Kristianina


  • Alakamisy 29 Novambra 2018

Nifarana teny amin’ny Fofikri Ilafy omaly alarobia 28 novambra 2018 tolakandro ny atrikasa fifampihainoana teo amin’ny mpino Silamo sy ny mpino Kristianina nandinihana ny zavatra hitovizana sy tsy hitovizana eo amin’ny fiheveran’ny roa tonta ny atao hoe Herisetra sy ny Fiainana ao an-tokantrano.

 

 

 

  Nivoaka avy amin’ny asam-baomiera natao  ny  fehinkevitra hahazoan’ny Kristianina sy ny Silamo mandray andraikitra amin’ny fandrindrana ny fiainam-piarahamonina eto Madagasikara. Mpizaika nanodidina ny 40 no  niatrika an’ity atrikasa ity ka nahitana solontenan’ny mpino Silamo avy eto Antananarivo sy avy any Fianarantsoa ary solontenan’ny mpino Kristianina FLM avy amin’ny synodam-paritanin’i Toamasina, Alaotra Mangoro, Antananarivo,  Avaratr’i Mania ary ny synodam-paritanin’i Menabe,  hoy ny Pastora Rakotoarijaona Daniel tonian’ny praograma FLM momba ny fifandraisana amin’ny mpino Silamo,  teny Ilafy omaly.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT