Finoana

Fjkm Ambohidroa Antehiroka Hafana ny alahadin’ny mpitandrina


  • Sabotsy 01 Desambra 2018

Mpanakanto ara-pilazantsara 2 samy manana ny lazany, dia ny tarika Vonjy sy Laurent Rakotomamonjy no hanafana ny alahadin’ny

 

 

mpitandrina Herimananjato Rakotomanoa Alain Richard mianakavy etsy amin’ny fitandremana FJKM Ambohidroa Antehiroka ny tolakandron’ny alahady izao. Hafana sy hiavaka ity fotoam-pakalazana an’Andriamanitra hitrotroana am-bavaka ny mpitandrina sy ny ankohonany ao an-toerana ity. Saika ho heno amin’io fotoana io avokoa ireo hira efa nahafantarana ny tarika roa tonta hatramin’izay. Ny marainan’io dia hisy ny fotoam-pivavahana lehibe izay hanomboka amin’ny 8 ora sy sasany.

 

J. Mirija

 

 

 

 

 

                                                                                                                                  

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT