Fifamoivoizana

Fanatsarana ny lalam-pirenena faharoa Hifarana amin’ny aprily 2019 ny fizahana


  • Zoma 06 Jolay 2018

Tombanana ho 2 miliara dolara no fanampiana ho azo avy amin-dry zareo japoney mikasika ny fanatsarana ny lalam-pirenena faharoa sy ny lalamby ary ireo rehetra heverina fa tokony hitarina ho fanamorana ny fifanakalozam-bokatra eo amin’ny

faritanin’Antananarivo sy Toamasina ary Moramanga na ilay tetikasa Tatom, raha ny fanazavana voaray avy eo anivon’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany. Ny faran’ny volana aprily 2019 izao moa no hifarana ny fizahana (étude) mikasika ny fahafahana manatanteraka izay tetikasa fanitarana izay, raha ny fanazavana hatrany. Nomarihin’ny tale jeneralin’ny minisitera kosa fa tsy fifaranan’ny asa akory ny taona 2033 fa efa fanatsarana (révision).

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT