Fifamoivoizana

Fitaterana an-drenivohitra Mitabataba ny Taksibe, tsy re feo ny “Taxi ville”


  • Alakamisy 09 Aogositra 2018

Nangina tanteraka toy ireny tsy nisy na inona na inona ireny ny eo anivon’ny tontolon’ny fiarakaretsaka na “taxi ville” eto Antananarivo ankehitriny.

 

 Niravona ve ny disadisa nampisavorovoro tamin’ny taon-dasa, indrindra, ny teo amin’ny fikambanan’izy ireo na ny FTAR sy ilay orinasa mpamokatra lanterina “Publimotion” sa nisy fifanarahana manokana tao? Efa foana ve ireo Fiarakaretsaka tsy ara-dalàna sa ahoana? Hatreto aloha dia mbola tsy nisy tomponandraikitra nanazava izany fa raha ny zava-tsikaritr’ireo mpanjifa dia mbola misy ihany ireo fiarakaretsaka izay tsy mahafapo azy ireo ny kalitaony. Etsy ankilany kosa dia hiaraha-mahalala fa miara-mitaky ny fampidinana ny vidin-tsolika amin-dry zareo mpiaro ny zon’ny mpanjifa sy ny hetsiky ny olom-pirenena leo vidim-piainana miakatra ireo taxibe eto an-drenivohitra na UCTU.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT