• Alatsinainy 17 Septambra 2018
Fifamoivoizana.Faran’ny herinandro Sesilany ny lozam-pifamoivoizana

Nirarakopana ny lozam-pifamoivoizana tamina toerana samihafa sy tany amin’ny lalàm-pirenena ho an’iny faran’ny herinandro iny, izay tsy latsaky ny 5 raha ho an’ny omaly fotsiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Septambra 2018
Fifamoivoizana.Fandaminana ny fifamoivoizana Nosokafana ny lalana Petite Vitesse

Nosokafan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra nanomboka ny talata 11 septambra 2018 ny lalana Rainibetsimisaraka manoloana ny Petite Vitesse rehefa nihidy tsy azon’ny fiarakodia nampiasaina nandritra ny efa-bolana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Septambra 2018
Fifamoivoizana.Taksi eto Antananarivo Mbola ezaka be ny fanaraha-maso ireo tsy ara-dalàna

Hanatanteraka fihaonambe etsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ireo fiarakaretsaka miasa sy mivelona eto Antananarivo anio alakamisy 13 desambra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2018
Fifamoivoizana.Fitaterana eto Antananarivo Mikorontana tanteraka

Nametra-pialana omaly ny filoha lefitry ny fivondronan’ny zotra eto an-drenivohitra UCTU, Atoa Jean Louis Emile Rakotonirina. Raha tsiahivina,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2018
Fifamoivoizana.Taksiben’Antananarivo Ny mpanjifa no mizaka ny zava-drehetra

Maro ny taksibe efa nampiakatra avy hatrany ny saran-dalana eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina, ny fotoana no nisy fahasamihafany satria teo ireo nanao izany avy hatrany tamin’ny faramparan’ny volana aogositra fa teo kosa ireo niandry ny voalohan’ny volana septambra vao niroso tamin’ilay saran-dalana 500 ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Septambra 2018
Fifamoivoizana.Koperativa Tselatra Nitokona ny mpitatitra

Tsy nisy niasa na dia iray aza ny mpitatitra mivondrona ao amin’ny koperativa Tselatra tamin’ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT