• Alakamisy 30 Aogositra 2018
Fifamoivoizana.Gare routière « Fisandratana » Dodona hifindra ny 80%-n’ny mpamily etsy Fasankarana

Ny alatsinainy 27 aogositra teo no tokony ho nifindra teny amin’ilay toby fiantsonana vaovao eny Ambohimanambola ambara hoe : Gare routière « Fisandratana » ireo mpitatitra mihazo ny lalam-pirenena fahafito etsy amin’ny Fasankarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Aogositra 2018
Fifamoivoizana.TSY FANARAHAN-DALANA ATAON’NY MPITATITRA Mitaraina amin’ny ATT ny olon-tsotra

Mihagaboraraka hatrany ny asa fitateram-bahoaka eto an-drenivohitra tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018
Fifamoivoizana.Antananarivo Renivohitra Tsy hiasa mandritra ny 3 andro ny taksibe

Tsy sangisangy, hoy ny filohan’ny fivondronan’ireo mpitatitra eto Antananarivo Renivohitra (UCTU) Atoa Lova Randrianatoandro ny fitokonan’ny taksibe mandritra ny telo andro fa tena hisy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aogositra 2018
Fifamoivoizana.Mpitatitra sy mpiaro ny zon’ny mpanjifa Nitambatra ary handray fanapahan-kevitra

Omaly alakamisy no nanao fanambarana niraisana tetsy Ambodivona ireo fikambanan’ny koperativan’ny fitaterana mivondrona ao amin’ny zotra an-drenivohitra sy ny manodidina (UCTU, UCTS) sy ny mpampanofa fiara ary ireo mpiaro ny zon’ny mpanjifa MCI sy RNDC.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aogositra 2018
Fifamoivoizana.Saran-dalana 500 Ar Mbola hivory hifandinika ny UCTU

Hivory maika handinika ny fiakaran’ny saran-dalan’ireo koperativa sasany eto an-drenivohitra ho lasa 500 Ar ny fivondronan’ireo mpitatitra eto Antananarivo Renivohitra amin’ny talata ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2018
Fifamoivoizana.Taksibe 193 sy 133 500 Ar ny saran-dalana manomboka ny 01 septambra

Raha efa mampitaraina fatratra ireo mpandeha maro ny fiakaran’ny saran-dalana ho 500 Ar ho an’ireo mpitatitra mivondrona ao anatin’ny FMA eto an-drenivohitra dia fantatra fa hampiakatra ny azy ihany koa ny taksibe laharana 193 mampitohy an’Anosimasina Itaosy amin’Ampasampito.

Hamaky ny tohiny
FTT