Fifamoivoizana

Fanamboaran-dalana sy fanotofana tany Dibo-drano ny faritra iva


  • Alatsinainy 29 Jolay 2019

Miaina ao anatin’ny rano miakatra indray ny mponina eny amin’ny fokontany Anosizato Atsinanana amin’izao, tahaka izany ihany koa ny eny Isotry.

 

 

 

 Miakatra  ny rano. Sorena sy tezitra ny mponina manoloana izany. Ny antony, hoy ny fanazavan’izy ireo, dia noho ny fanotofana tany ataona teratany karana raha ho an’ny eny Anosizato Atsinanana aloha.  Eo koa ny fanamboaran-dalana ka nahavaky fantson-drano teny Isotry ka niteraka tondra-drano tsotra izao amin’ny andro ririnina.  Nanapa-kevitra ny fokonolona teny an-toerana, ka nivory maika izy ireo ary nanangona sonia sy nijery vahaolana hialana amin’io fiakaran’ny rano lava io. Ireo mponina mipetraka amin’ny faritra iva no tena mitondra faisana manoloana ny fiakaran’ny rano matetika, koa manao antso avo amin’ny fitondram-panjakana sy ny tompon’andraikitra voakasika ireto mponina ireto.

Sitraka r.   

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT