• Alatsinainy 19 Aogositra 2019
Fifamoivoizana.Lalana tapaka etsy Soanierana Harenina ao anatin’ny roa volana

Efa ho herintaona izao no nijaly fatratra ireo mponina eny Soanierana sy ny manodidina noho ny fihotsahan’ny lalana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2019
Fifamoivoizana.Tanjombato Taksibrosy roa tsy ara-dalàna, tratra nitondra mpandeha

Taksibrosy roa sprinter sy mazda no saron’ny polisy teny Tanjombato nitatitra olona nikasa hivoaka ivelan’Antananarivo, ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Aogositra 2019
Fifamoivoizana.Mpamily taksibe Maro ireo mafy loha rehefa alain’ny polisy ny taratasin’ny fiara

Tsy i Maneva sy i Jacky mpamily taksibe 135 sy zotra 105 ihany no namaly ireo mpitandro ny filaminana, rehefa lasan’ireto farany ny taratasin’ny fiara entiny,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aogositra 2019
Fifamoivoizana.Manamafy ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka Giazana avy hatrany ireo posy sy sarety mandika lalàna

Nanamafy ny avy ao amin’ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka fa mandray andraikitra feno momba ireo posy sy sarety entin-tanana tsy manara-dalàna ny polisim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Aogositra 2019
Fifamoivoizana.Fanavaozana lalana eto Iarivo Misy petatoko sy tsy manara-penitra

Manomboka vitavita ireo lalana sasany eto Antananarivo mifanohy amin’ireo làlam-pirenena mivoaka ny renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2019
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana mateti-pitranga Ho hentitra kokoa ny fitsirihana ny fiara

Nihanahazo vahana tato ho ato ny lozam-pifamoivoizana teto amintsika. Saika namoizan’aina avokoa ny ankamaroan’izy ireny, antony nandraisan’ny sampandraharaha misahana ny fitsarana fiarakodia eny Alarobia fanapahan-kevitra hentitra.

Hamaky ny tohiny
FTT