Fifamoivoizana

Fanarenana ny RN2 Ho vita amin’ny volana ity ny asa


  • Alakamisy 02 Janoary 2020

Tokony ho vita amin’ity volana janoary ity raha ny tokony ho izy ny fanarenana ny lalam-pirenena faharoa n any RN2 mampitohy an’Antananarivo amin’i Toamasina.Ny ampahan-dalana eo anelanelan’i Moramanga sy Brickavile ity resahana ity ,

 

 

 

izany hoe eo anelanelan’ny PK 110  sy ny PK 250.Eo ambany fiahian’ny ministeran’ny fanajariana ny tany sy ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy ny asa ary 2464 miliara ariary no tetibola nampiasaina.Manana ny lanjany manokana ny RN2 noho izy mampitohy an’Antananarivo izay ahitana ny orinasa betsaka indrindra eto Madagasikara miaraka amin’Antsirabe sy i Toamasina misy ny seranatsambo govana indrindra.Noho io maha betsaka ny fiara mifamoivoy io ampian’ny rotsak’orana matetika amin’iny ilany atsinanan’ny nosy iny no mahasimba efa ho isan-taona ny lalam-pirenena faha roa.Efa fantatra tsara izany ka mifanaraka amin’ny zavamisy no nanamboarana ny lalana hoy ireo teknisianina.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT