- Sabotsy 13 Jolay 2019
Fifamoivoizana.Fiarabe nivarina tanaty hantsana Olona 4 namoy ny ainy
Nandriaka ny ra tany amin’ny lalam-pirenena faha-42 noho ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina.
Hamaky ny tohinyNandriaka ny ra tany amin’ny lalam-pirenena faha-42 noho ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina.
Hamaky ny tohinyZazalahy kely iray manodidina ny 12 taona no maty omaly atoandro tokony ho tamin’ny 1 ora teny Anosibe, Boriborintany fahefatra rehefa niampita arabe.
Hamaky ny tohinyMba hialana amin’ny fitohanana lavareny sy ho fampahafantarana ny olona sy ny mpitatitra rehetra eto Antananarivo Renivohitra amin’ny sehatry ny fifamoivoizana
Hamaky ny tohinyOmaly no niakatra fampanoavana raha ny loharanom-baovao azo ny telo tamin’ireo olona valo tratra nanao antontan-taratasy hosoka mikasika ny fitsirihana fiarakodia sarona teto an-drenivohitra ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohiny« Noraisina tao amin’ny filan-kevitry ny ministra ny didim-panjakana manambara fa « ilain’ny vahoaka ny asa fanitarana ny arabe Tsarasaotra Ivandry–La City sy ireo sampanany,
Hamaky ny tohinyZavatra iray lehibe hita eto Antananarivo ny fanamboarana ireo lalana mihazo ny lalam-pirenena, hoy ny talen’ny fitaterana sy fifamoivoizana eto Antananarivo Renivohitra, Landy Raveloson.
Hamaky ny tohiny