• Talata 30 Jolay 2019
Fifamoivoizana.Alarobia Hikatona ny Ivon-toerana fitsaràna fiarakodia

Tsy hisokatra ny Ivon-toerana fitsaràna fiarakodia (centre de la sécurité routière) eny Alarobia noho ny asa fanamboaran-dàlana mampitohy ny « rond-point » Ivandry sy Tsasarasaotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2019
Fifamoivoizana.Fanamboaran-dalana sy fanotofana tany Dibo-drano ny faritra iva

Miaina ao anatin’ny rano miakatra indray ny mponina eny amin’ny fokontany Anosizato Atsinanana amin’izao, tahaka izany ihany koa ny eny Isotry.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Fifamoivoizana.Fitsarana fiarakodia Mitombo isa ny « Plaque châssis » hosoka

Ankoatran’ny taratasy hosoka maro efa saron’ny teo anivon’ny Foibe Fitsarana fiarakodia (DGSR) dia tsikaritra indray tato ato ny fisian’ny takelaby na ny plaque châssis hosoka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Jolay 2019
Fifamoivoizana.Fandehanana mafy teny amin’ny Route digue Nifampitrongy ny Taksibe 194 sy ny Fiara 3 CV

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny amin’ny digy, sampanana hiazo an’Ambohitrimanjaka, omaly alatsinainy 22 jolay maraina. Taksibe ao amin’ny zotra 194 avy any Andranomena no nifandona

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2019
Fifamoivoizana.Mpamily taksibe mody aloha loatra Mety hiafara amin’ny fisintonana “Permis”

Azon’ny mpanjifa hatao tsara ny mitaraina eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra mikasika ireo taksibe mody aloha loatra sady tsy mandray olona eny amin’ny tobim-piantsonana fa mandalo fotsiny. Araka ny fanazavan-dRaveloson Landy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2019
Fifamoivoizana.Gaboraraka eto Iarivo sy ny manodidina Midina eny an-dalambe hatramin’ny omby

Miditra an-tsehatra eny amin’ny arabe amin’ny andro atoandro amin’ny 11 ora sy sasany ihany koa ny ombin-tsarety eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
FTT